forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
990 B
Markdown
16 lines
990 B
Markdown
# Aza simbaina nohon' ny amin'ny sakafo ny asan'Andriamantra
|
|
|
|
Afaka azavaina araka ny heviny feno izany. DH: "Aza foanana izay nataon'Andriamanitra ho an'ireo namana Kristiana satria te hihinana sakafo na karazana sakafo hafa fotsiny ianareo"
|
|
|
|
# fa ratsy ho an'ny olona izay mihinana azy ary mahatonga azy ho tafintohina
|
|
|
|
Eto izay rehetra "mahatonga azy ho tafintohina'' dia midika hoe mahatonga ny rahalahy malemy hanao zavatra izay mifanohitra amin'ny eritreriny. DH: "fa ho fahotana ho an'ny olona iray ny fihinanana sakafo, izay heverin'ny rahalahy hafa ho fahadisoana, raha amin'ny fihinanana izany no mahatonga ny rahalahy malemy hanao zavatra mifanohitra amin'ny feon'ny fieritreretany"
|
|
|
|
# Tsara ny tsy mihinan-kena, na misotro divay, na ny zavatra rehetra izay mety hanafintohina ny rahalahinao
|
|
|
|
"tsara kokoa ny tsy mihinan-kena na misotro divay na manao zavatra hafa izay mety hahatonga ny rahalahinao hanota"
|
|
|
|
# rahalahy
|
|
|
|
izany dia ilazana ireo namana Kristiana, na lahy na vavy.
|