plt_tn/rom/14/12.md

12 lines
480 B
Markdown

# hanao tatitra ny tenany eo amin'Andriamanitra
"tsy maintsy hanazava ireo asantsika eo amin'Andriamanitra"
# fa kosa hanapaka izao, mba tsy hisy hametraka vato mahatafintohina na fandrika ho an'ny rahalahiny.
Eto ny teny "vato mahatafintohina" sy "fandrika" dia mitovy hevitra. DH: "fa ataovy ho tanjonao kosa ny tsy hanao na hilaza zavatra izay mety hahatonga ny namana Kristiana iray hanota"
# rahalahy
Eto izany dia entina ilazana ireo namana Kristiana, na lahy na vavy.