plt_tn/rom/14/12.md

480 B

hanao tatitra ny tenany eo amin'Andriamanitra

"tsy maintsy hanazava ireo asantsika eo amin'Andriamanitra"

fa kosa hanapaka izao, mba tsy hisy hametraka vato mahatafintohina na fandrika ho an'ny rahalahiny.

Eto ny teny "vato mahatafintohina" sy "fandrika" dia mitovy hevitra. DH: "fa ataovy ho tanjonao kosa ny tsy hanao na hilaza zavatra izay mety hahatonga ny namana Kristiana iray hanota"

rahalahy

Eto izany dia entina ilazana ireo namana Kristiana, na lahy na vavy.