plt_tn/rom/14/03.md

720 B

iza moa ianao, ianao izay mitsara ny mpanompon'olon-kafa?

Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hibedesana ireo izay mitsara ny hafa. Afaka adika ho teny tsotra izany. DH: "Tsy Andriamanitra ianao, ary tsy afaka ny hitsara ny iray amin'ireo mpanompony!"

Eo anatrehan'ny tompony izy no mijoro na mianjera

Resahin'i Paoly ho toy ny tompo izy izay manana mpanompo Andriamanitra. DH: "Ny tompo irery ihany no afaka manapaka raha hanaiky ilay mpanompo izy na tsia"

Fa hatsangana izy, satria ny Tompo dia afaka manangana azy

Resahin'i Paoly ho toy ny hoe "natao hitsangana" fa tsy ho lavo ny mpanompo izay neken'Andriamanitra. Afaka adika hoe DH: "Fa ny Tompo hanaiky azy satria afaka manao ny mpanompony ho azo ekena"