plt_tn/rom/14/03.md

12 lines
720 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# iza moa ianao, ianao izay mitsara ny mpanompon'olon-kafa?
Mampiasa fanontaniana i Paoly mba hibedesana ireo izay mitsara ny hafa. Afaka adika ho teny tsotra izany. DH: "Tsy Andriamanitra ianao, ary tsy afaka ny hitsara ny iray amin'ireo mpanompony!"
# Eo anatrehan'ny tompony izy no mijoro na mianjera
Resahin'i Paoly ho toy ny tompo izy izay manana mpanompo Andriamanitra. DH: "Ny tompo irery ihany no afaka manapaka raha hanaiky ilay mpanompo izy na tsia"
# Fa hatsangana izy, satria ny Tompo dia afaka manangana azy
Resahin'i Paoly ho toy ny hoe "natao hitsangana" fa tsy ho lavo ny mpanompo izay neken'Andriamanitra. Afaka adika hoe DH: "Fa ny Tompo hanaiky azy satria afaka manao ny mpanompony ho azo ekena"