plt_tn/rom/14/01.md

636 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mampahery ireo mpino i Paoly mba hahatsiaro fa valian'Andriamanitra izy ireo.

malemy amin'ny finoana

Ilazana ireo izay mahatsapa ho meloka noho'ny fihinanana na fisotrona zavatra izany.

aza mitsara momba ny tohan-kevitra

"ary aza manameloka azy ireo amin'ny heviny"

Ny olona iray dia manana finoana hihinana na inona na inona

Eto ny teny hoe "finoana" dia ilazana ny fanaovana izay hinoan'ny olona iray fa asain'Andriamanitra ataony.

fa ny iray hafa izay malemy dia tsy mihinana afa-tsy legioma

Izany dia mamaritra ny olona iray izay mino fa tsy tian'Andriamanitra hihinan-kena izy.