# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mampahery ireo mpino i Paoly mba hahatsiaro fa valian'Andriamanitra izy ireo. # malemy amin'ny finoana Ilazana ireo izay mahatsapa ho meloka noho'ny fihinanana na fisotrona zavatra izany. # aza mitsara momba ny tohan-kevitra "ary aza manameloka azy ireo amin'ny heviny" # Ny olona iray dia manana finoana hihinana na inona na inona Eto ny teny hoe "finoana" dia ilazana ny fanaovana izay hinoan'ny olona iray fa asain'Andriamanitra ataony. # fa ny iray hafa izay malemy dia tsy mihinana afa-tsy legioma Izany dia mamaritra ny olona iray izay mino fa tsy tian'Andriamanitra hihinan-kena izy.