plt_tn/rom/13/06.md

716 B

Noho izany

"satria ny fanjakana dia manasazy ireo mpanao ratsy"

ianareo ... Aloavy amin'ny tsiraira

Paoly dia mitodika amin'ireo mpino eto.

Satria

"izany no antony tokony andohavanareo ny hetra"

izay miandraikitra

"mpiandraikitra" na "izay miasa ao"

mandoava hetra amin'izay tokony handoavana azy; mandoava fadin-tseranana amin'izay tokony handoavana azy; matahora an'izay tokony hatahorana; manajà an'izay mendrika izany.

DH: "mandoava hetra amin'izay tokony hadoavana hetra. mandoava ireo fanaovan-draharaha amin'ny tsara amin'izay tokony handoavana izany. Manaja ireo izay tokony ho hajaina. Omeo voninahitra ireo izay tokony omena voninahitra"

mandoava

izany dia milaza ireo adidy fanao.