plt_tn/rom/13/06.md

24 lines
716 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Noho izany
"satria ny fanjakana dia manasazy ireo mpanao ratsy"
# ianareo ... Aloavy amin'ny tsiraira
Paoly dia mitodika amin'ireo mpino eto.
# Satria
"izany no antony tokony andohavanareo ny hetra"
# izay miandraikitra
"mpiandraikitra" na "izay miasa ao"
# mandoava hetra amin'izay tokony handoavana azy; mandoava fadin-tseranana amin'izay tokony handoavana azy; matahora an'izay tokony hatahorana; manajà an'izay mendrika izany.
DH: "mandoava hetra amin'izay tokony hadoavana hetra. mandoava ireo fanaovan-draharaha amin'ny tsara amin'izay tokony handoavana izany. Manaja ireo izay tokony ho hajaina. Omeo voninahitra ireo izay tokony omena voninahitra"
# mandoava
izany dia milaza ireo adidy fanao.