plt_tn/rom/12/06.md

12 lines
877 B
Markdown

# Manana fanomezam-pahasoavana samy hafa isika araka ny fahasoavana izay nomena antsika
Resahin'i Paoly toy ny hoe fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ny fahaiza-manaon'ireo mpino. Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra nanome fahafahana manao zavatra maro samihafa maimaimpoana ho an'ny tsirairay amintsika mba ho Azy"
# dia aoka atao araka ny haben'ny finoana
Ireo mety ho dikany dia 1) Aoka Izy hiteny teny faminaniana izay tsy hihoatra finoana izay nomen'Andriamanitra antsika" na 2) " Aoka Izy hiteny teny faminaniana izay mifanaraka amin'ny fampianaran'ny finoantsika.''
# Raha fanomezana no fanomezam-pahasoavan'ny iray
Eto ny "fanomezana" dia ilazana ny fanomezana vola sy zavatra hafa ho an'ny olona. Afaka hazavaina izany ao amin'ny fandikan-teninao. DH: "raha misy iray manana fanomezam-pahasoavana hanome vola na zavatra hafa ho anatin'ny tsy fahampiana"