forked from WA-Catalog/plt_tn
10 lines
655 B
Markdown
10 lines
655 B
Markdown
# Na iza no nanome zavatra an'Andriamanitra aloha, ka tsy maintsy hanoneran'Andriamanitra azy indray?
|
|
|
|
Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly ho fanamafisana ny heviny. DH: "Tsy mbola nisy olona nanome na inona na inona an'Andriamanitra raha tsy nandray izany avy tamin'Andriamanitra aloha"
|
|
Fa avy Aminy... amin'ny Alalany, ... Aminy
|
|
Eto, ireo teny rehetra ireo dia maneho an'Andriamanitra.
|
|
|
|
# Ho Azy mandrakariva ny voninahitra
|
|
|
|
Izany dia mampiseho ny fanirian'i Paoly ny hanomezan'ny olona rehetra voninahitra an'Andriamanitra. Afaka hazavainao kokoa izany ao amin'ny fandikan-teninao. DH: "Hanome voninahitra Azy mandrakizay anie ny olona rehetra!"
|