plt_tn/rom/11/35.md

655 B

Na iza no nanome zavatra an'Andriamanitra aloha, ka tsy maintsy hanoneran'Andriamanitra azy indray?

Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly ho fanamafisana ny heviny. DH: "Tsy mbola nisy olona nanome na inona na inona an'Andriamanitra raha tsy nandray izany avy tamin'Andriamanitra aloha" Fa avy Aminy... amin'ny Alalany, ... Aminy Eto, ireo teny rehetra ireo dia maneho an'Andriamanitra.

Ho Azy mandrakariva ny voninahitra

Izany dia mampiseho ny fanirian'i Paoly ny hanomezan'ny olona rehetra voninahitra an'Andriamanitra. Afaka hazavainao kokoa izany ao amin'ny fandikan-teninao. DH: "Hanome voninahitra Azy mandrakizay anie ny olona rehetra!"