plt_tn/rom/11/28.md

20 lines
1.2 KiB
Markdown

# Amin'ny lafiny iray ... Amin'ny lafiny iray hafa
Ireo teny ireo dia mampitaha hevitra roa samy hafa. Mampiasa ireo fehezanteny ireo i Paoly mba hanazavana fa Andriamanitra dia nandà ireo Jiosy, nefa Izy dia tia azy ireo ihany koa.
# mahakasika ny filazantsara
Afaka hazavaina ihany koa fa Andriamanitra nandray ireo Jiosy tahk ny fahavalo satria izy ireo dia nandà an'i Jesosy. DH: "satria ireo Jiosy nandà ny vaovao mahafaly momban'i Kristy"
# fahavalo izy ireo nohon'ny aminareo
Ny fitiavan'Andriamanitra ireo Jentilisa dia lehibe tokoa hany toa toy ny hoe fankahalana ny fitiavany ireo Jiosy raha ampitahaina.
# malala izy ireo noho ireo razana
Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra nitia azy ireo hatrany noho izay nampanantenainy ho atao ho an'ny taranak'izy ireo"
# Fa ireo fanomezana sy antson'Andriamanitra dia tsy miova.
Miresaka ny fitahiana ara-panahy sy ara-nofo izay nampanantenain'Andriamanitra homena ny olony ho toy ny fanomezana i Paoly. Ny antson'Andriamanitra entina ilazana fa niantso ireo Jiosy mba ho olony Andriamanitra. DH: "Fa Andriamanitra dia tsy mba niova hevitra ny amin'izay nampanantenainy homena azy ireo, sy ny amin'izay niantsoany azy ireo ho olony"