plt_tn/rom/11/19.md

1.0 KiB

Notapahina ireo rantsana

Eto ny teny hoe "rantsana" dia ilazana ireo Jiosy izay nandà an'i Jesosy ary izay nolavin'Andriamanitra ankehitriny. Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra nanapaka ny rantsana"

mba hafahako mifandray

Paoly mampiasa izany fehezanteny izany mba hilaza ireo Jentilisa mpino izay noraisain'Andrimanitra. Afaka adika hoe. DH: "mety hamatotra ahy izy amin'ny"

izy ireo ... izy ireo

Ireo teny ireo dia manondro ireo olona Jiosy izay tsy nino.

fa ianareo dia mijoro tsara noho ny finoanareo

Miresaka ny amin'ireo mpino Jentilisa izay nijanona ho mahaoky ho toy ny hoe miorina tsara ka tsy misy afaka manozongozona azy ireo i Paoly. DH: "fa mitoetra ianareo noho ny finoanareo"

Fa raha ny tena sampana aza tsy navelan'Andriamanitra, dia tsy ho avelany ihany koa ianao.

Eto ny teny hoe "tena sampana" dia ilazana ireo olona Jiosy izay nandà an'i Jesosy. DH: "Satria tsy niaro ireo Jiosy tsy mino, izay nitombo tahaka tena ratsan-kazo naniry avy amin'ny fakany Andriamanitra, dia fantaro, fa raha tsy mino ianao, dia tsy hiaro anao koa izy