# Notapahina ireo rantsana Eto ny teny hoe "rantsana" dia ilazana ireo Jiosy izay nandà an'i Jesosy ary izay nolavin'Andriamanitra ankehitriny. Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra nanapaka ny rantsana" # mba hafahako mifandray Paoly mampiasa izany fehezanteny izany mba hilaza ireo Jentilisa mpino izay noraisain'Andrimanitra. Afaka adika hoe. DH: "mety hamatotra ahy izy amin'ny" # izy ireo ... izy ireo Ireo teny ireo dia manondro ireo olona Jiosy izay tsy nino. # fa ianareo dia mijoro tsara noho ny finoanareo Miresaka ny amin'ireo mpino Jentilisa izay nijanona ho mahaoky ho toy ny hoe miorina tsara ka tsy misy afaka manozongozona azy ireo i Paoly. DH: "fa mitoetra ianareo noho ny finoanareo" # Fa raha ny tena sampana aza tsy navelan'Andriamanitra, dia tsy ho avelany ihany koa ianao. Eto ny teny hoe "tena sampana" dia ilazana ireo olona Jiosy izay nandà an'i Jesosy. DH: "Satria tsy niaro ireo Jiosy tsy mino, izay nitombo tahaka tena ratsan-kazo naniry avy amin'ny fakany Andriamanitra, dia fantaro, fa raha tsy mino ianao, dia tsy hiaro anao koa izy