plt_tn/rom/10/16.md

630 B

Kanefa tsy izy rehetra no nihaino

Eto ny teny hoe "izy rehetra" dia manondro ireo Jiosy. "Kanefa tsy ireo Jiosy rehetra no nihaino"

Tompo, iza no nino ny hafatray?

Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly mba hanindriana fa naminany tao amin'ny Soratra Masina Isaia fa Jiosy maro no tsy hino an'iJesosy. Afaka adika ho teny tsotra izany. DH: "Tompo, maro amin'izy ireo no tsy nino ny hafatray" Finoana - manaiky na matoky fa marina ny zavatra iray.

ny hafatray

Eto ny mpisolo-tena dia manondro an'Andriamanitra sy Isaia.

ny finoana dia avy amin'ny fihainoana

Eto ny "finoana" dia ilazana ny "finoana an'i Kristy"