plt_tn/rom/10/16.md

17 lines
630 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Kanefa tsy izy rehetra no nihaino
Eto ny teny hoe "izy rehetra" dia manondro ireo Jiosy. "Kanefa tsy ireo Jiosy rehetra no nihaino"
# Tompo, iza no nino ny hafatray?
Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly mba hanindriana fa naminany tao amin'ny Soratra Masina Isaia fa Jiosy maro no tsy hino an'iJesosy. Afaka adika ho teny tsotra izany. DH: "Tompo, maro amin'izy ireo no tsy nino ny hafatray"
Finoana - manaiky na matoky fa marina ny zavatra iray.
# ny hafatray
Eto ny mpisolo-tena dia manondro an'Andriamanitra sy Isaia.
# ny finoana dia avy amin'ny fihainoana
Eto ny "finoana" dia ilazana ny "finoana an'i Kristy"