plt_tn/rom/10/11.md

20 lines
1005 B
Markdown

# Fa hoy ny Soratra Masina
Miresaka ny amin'ny Soratra masina ho toy ny velona ary manam-peo i Paoly. DH: "Fa nosoratan'Isaia tao amin'ny Soratra Masina"
# Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy
Izany dia mitovy amin'ny hoe: "Izay rehetra tsy mino dia ho menatra." Afaka adika hoe DH: "Hanome voninahitra ireo rehetra izay mino Azy Andriamanitra"
# Fa tsy misy fahasamihafana eo amin'ny Jiosy sy Grika
Misy hevitra ambadika tia n'i Paoly ambara fa Andriamanitra dia mampitovy ny olona rehetra. Afaka adika mazava koa hoe. DH: "Amin'izany, Andriamanitra dia mampitovy ireo Jiosy sy ireo tsy Jiosy"
# ary harem-pahasoavana ho an'izay rehetra miantso Azy Izy
Eto ny teny "harem-pahasoavana" dia midika fa Andriamanitra dia manome harem-pitahiana. DH: "ary izy dia manome harem-pitahiana ny rehetra izay mitoky Aminy"
# Fa izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no ho vonjena.
Eto ny teny hoe "anarana" dia maneho an'i Jesosy. Afaka adika hoe DH: "Ny Tompo hamonjy ny olona rehetra izay mitoky Aminy"