plt_tn/rom/10/06.md

998 B

Fa ny fahamarinana izay avy amin'ny finoana dia milaza hoe

Eto ny teny hoe "fahamarinana" dia voafaritra ho toy ny olona izay afaka miteny. DH: "Fa Mosesy nanoratra momba ny fomba hanamarinan'ny finoana ny olona eo anoloan'Andriamanitra"

Aza milaza izao ao am-po

Niresaka tamin'ireo olona toy ny miresaka amin'ny olona iray ihany i Mosesy. DH: "Aza miteny amin'ny tenanao"

Iza no hiakatra any an-danitra?'

Mampiasa fanontaniana i Mosesy mba hampianarany ny mpihaino. Afaka adika hoe DH: "Tsy misy afaka miakatra any an-danitra"

izany dia, ny mampidina an'i Kristy

"mba hampidinan'izy ireo an'i Kristy eto an-tany"

Iza no hidina any amin'ny lalina

Mampiasa fanontaniana i Mosesy mba hampianarana ireo mpihaino. DH: Tsy misy olona afaka midina ary miditra any amin'ny toerana izay misy ny fanahin'ireo olona maty"

zany dia, mampiakatra an'i Kristy amin'ny maty

"mba hampitsanganan'izy ireo an'i Kristy amin'ny maty"

maty

Eto ny hoe "maty" dia midika fahafatesana ara-nofo.