# Fa ny fahamarinana izay avy amin'ny finoana dia milaza hoe Eto ny teny hoe "fahamarinana" dia voafaritra ho toy ny olona izay afaka miteny. DH: "Fa Mosesy nanoratra momba ny fomba hanamarinan'ny finoana ny olona eo anoloan'Andriamanitra" # Aza milaza izao ao am-po Niresaka tamin'ireo olona toy ny miresaka amin'ny olona iray ihany i Mosesy. DH: "Aza miteny amin'ny tenanao" # Iza no hiakatra any an-danitra?' Mampiasa fanontaniana i Mosesy mba hampianarany ny mpihaino. Afaka adika hoe DH: "Tsy misy afaka miakatra any an-danitra" # izany dia, ny mampidina an'i Kristy "mba hampidinan'izy ireo an'i Kristy eto an-tany" # Iza no hidina any amin'ny lalina Mampiasa fanontaniana i Mosesy mba hampianarana ireo mpihaino. DH: Tsy misy olona afaka midina ary miditra any amin'ny toerana izay misy ny fanahin'ireo olona maty" # zany dia, mampiakatra an'i Kristy amin'ny maty "mba hampitsanganan'izy ireo an'i Kristy amin'ny maty" # maty Eto ny hoe "maty" dia midika fahafatesana ara-nofo.