forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
968 B
Markdown
20 lines
968 B
Markdown
# Fa Kristy no fahatanterahan'ny lalàna
|
|
|
|
"Fa kristy no nahatanteraka feno ny lalàna"
|
|
|
|
# ho fahamarinana ho an'izay rehetra mino
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "ireo mpino" dia midika hoe "matoky." DH: "mba hanamarinany eo anolohan'Andriamanitra ny tsirairay izay matoky Azy"
|
|
|
|
# ny fahamarinana izay avy amin'ny lalàna
|
|
|
|
Paoly dia miresaka momba ny "fahamarinana" ho toy ny velona ary afaka mihetsika. DH: "ahoana no hanamarinan'ny lalàna ny olona eo anoloan'Andriamanitra"
|
|
|
|
# Ny olona izay manao ny fahamarinan'ny lalàna dia hiaina amin'izany fahamarinana izany
|
|
|
|
Mba ho voamarina eo amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny lalàna, dia tokony nihazona tanteraka ny lalàna ny olona iray, izay tsy hay atao izany. DH: "Ny olona izay mankatoa tanteraka lalàna dia ho velona satria ny lalàna dia hanamarina azy eo anoloan'Andriamanitra"
|
|
|
|
# hiaina
|
|
|
|
Ny teny hoe "hiaina" dia afaka adika hoe 1) fiainana mandrakizay na 2) fiainana mety maty ao amin'ny fikambanana amin'Andriamanitra.
|