plt_tn/rom/10/04.md

968 B

Fa Kristy no fahatanterahan'ny lalàna

"Fa kristy no nahatanteraka feno ny lalàna"

ho fahamarinana ho an'izay rehetra mino

Eto ny teny hoe "ireo mpino" dia midika hoe "matoky." DH: "mba hanamarinany eo anolohan'Andriamanitra ny tsirairay izay matoky Azy"

ny fahamarinana izay avy amin'ny lalàna

Paoly dia miresaka momba ny "fahamarinana" ho toy ny velona ary afaka mihetsika. DH: "ahoana no hanamarinan'ny lalàna ny olona eo anoloan'Andriamanitra"

Ny olona izay manao ny fahamarinan'ny lalàna dia hiaina amin'izany fahamarinana izany

Mba ho voamarina eo amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny lalàna, dia tokony nihazona tanteraka ny lalàna ny olona iray, izay tsy hay atao izany. DH: "Ny olona izay mankatoa tanteraka lalàna dia ho velona satria ny lalàna dia hanamarina azy eo anoloan'Andriamanitra"

hiaina

Ny teny hoe "hiaina" dia afaka adika hoe 1) fiainana mandrakizay na 2) fiainana mety maty ao amin'ny fikambanana amin'Andriamanitra.