plt_tn/rom/10/01.md

1000 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza ny faniriany ny ho an'ny Isiraely mba hino i Paoly, saingy tsindriany fa na ireo Jiosy na ny olona tsirairay hafa koa dia amin'ny finoana an'i Jesosy ihany no ho voavonjy.

Ry rahalahy

Eto izany diaentina ilazana ireo namana Kristiana, ao anatin'izany na ny lehilahy na vehivavy.

ny irin'ny foko

'ny faniriako lehibe indrindra"

dia ho azy ireo, ho amin'ny famonjena azy ireo

"fa Andriamanitra hamonjy ireo Jiosy"

mijoro vavolombelona momba azy ireo aho

"manambara marina ny amin'izy ireo aho"

Fa tsy mahafantatra ny fahamarinan'Andriamanitra ireny

Eto ny hoe "fahamarinana'' dia entina ilazana ny fomba hanamarin'Andriamanitra ny olona amin'ny tenany. Afaka hazavainao kokoa izany ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Fatsy fantatr'izy ireo ny fomba hanamarinan'Andriamanitra ny olona amin'ny tenany"

Tsy manaiky ny fahamarinan'Andriamanitra izy ireny

"tsy nanaiky ny fomba hanamarin'Andriamanitra ny olona amin'ny tenany izy ireo"