plt_tn/rom/10/01.md

28 lines
1000 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza ny faniriany ny ho an'ny Isiraely mba hino i Paoly, saingy tsindriany fa na ireo Jiosy na ny olona tsirairay hafa koa dia amin'ny finoana an'i Jesosy ihany no ho voavonjy.
# Ry rahalahy
Eto izany diaentina ilazana ireo namana Kristiana, ao anatin'izany na ny lehilahy na vehivavy.
# ny irin'ny foko
'ny faniriako lehibe indrindra"
# dia ho azy ireo, ho amin'ny famonjena azy ireo
"fa Andriamanitra hamonjy ireo Jiosy"
# mijoro vavolombelona momba azy ireo aho
"manambara marina ny amin'izy ireo aho"
# Fa tsy mahafantatra ny fahamarinan'Andriamanitra ireny
Eto ny hoe "fahamarinana'' dia entina ilazana ny fomba hanamarin'Andriamanitra ny olona amin'ny tenany. Afaka hazavainao kokoa izany ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Fatsy fantatr'izy ireo ny fomba hanamarinan'Andriamanitra ny olona amin'ny tenany"
# Tsy manaiky ny fahamarinan'Andriamanitra izy ireny
"tsy nanaiky ny fomba hanamarin'Andriamanitra ny olona amin'ny tenany izy ireo"