plt_tn/rom/09/25.md

910 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ato amin'ity fizarana iray ity Paoly dia manazava ny tsy finoan'Isiraely ho toy ny firenena izay nambara mialohan'ny fotoana tamin'ny alalan'i Hosea mpaminany.

Araka izay nolazainy tao amin'i Hosea ihany koa

Eto ny mpisolo tena tampisaka "-ny" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "Araka ny nolazain'Andriamanitra ihany koa ao amin'ny boky izay nosoratan'i Hosea"

Hosea

Hosea dia mpaminany.

Hiantso ny oloko izay tsy oloko Aho

"Hifidy ho oloko ireo izay tsy oloko Aho"

ny malalany ilay tsy malala

Eto ny teny hoe "malalany" dia ny maneho an'i Gomera, vadin'i Hosea, izay misolo-tena ny firenen'Isiraely. Afaka adika hoe. DH: "Hifidy ilay iray izay tsy tiako ho tiako Aho"

'zanak'Andriamanitra velona

Ny teny hoe "velona" dia mety hilazana hoe Andriamanitra irery ihany no Andriamanitra "marina," ary toy ireo sampy. DH: "zanak'ilay Andriamanitra marina."