# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ato amin'ity fizarana iray ity Paoly dia manazava ny tsy finoan'Isiraely ho toy ny firenena izay nambara mialohan'ny fotoana tamin'ny alalan'i Hosea mpaminany. # Araka izay nolazainy tao amin'i Hosea ihany koa Eto ny mpisolo tena tampisaka "-ny" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "Araka ny nolazain'Andriamanitra ihany koa ao amin'ny boky izay nosoratan'i Hosea" # Hosea Hosea dia mpaminany. # Hiantso ny oloko izay tsy oloko Aho "Hifidy ho oloko ireo izay tsy oloko Aho" # ny malalany ilay tsy malala Eto ny teny hoe "malalany" dia ny maneho an'i Gomera, vadin'i Hosea, izay misolo-tena ny firenen'Isiraely. Afaka adika hoe. DH: "Hifidy ilay iray izay tsy tiako ho tiako Aho" # 'zanak'Andriamanitra velona Ny teny hoe "velona" dia mety hilazana hoe Andriamanitra irery ihany no Andriamanitra "marina," ary toy ireo sampy. DH: "zanak'ilay Andriamanitra marina."