plt_tn/rom/09/06.md

16 lines
708 B
Markdown

# Fampifanadraisana ny foto-kevitra:
Manamafy i Paoly fa ireo izay teraka tao amin'ny fianakavian'Isiraely dia afaka ny ho tena isan'ny Isiraely amin'ny alalan'ny finoana.
# Fa tsy foana ireo izay nampanantenain' Andriamanitra
Fa Andriamanitra dia tsy nivadika tamin'ny fampanantenany" na "Nitazona ny fampanantenany Andriamanitra"
# Fa tsy izay rehetra avy any Isiraely no tena an'Isiraely
Andriamanitra dia tsy nanao ireo fampanantenany ho an'ireo rehetra taranaka ara-nofon'ny isiraely (na Jakoba), fa ho an'ireo taranaka ara-panahiny, izany hoe, ireo izay mino an'i Jesosy.
# Na ireo taranak'i Abrahama rehetra no tena zanany
"ary tsy zanak'Andriamanitra satria izy ireo dia taranaky'i Abrahama''