plt_tn/rom/09/06.md

708 B

Fampifanadraisana ny foto-kevitra:

Manamafy i Paoly fa ireo izay teraka tao amin'ny fianakavian'Isiraely dia afaka ny ho tena isan'ny Isiraely amin'ny alalan'ny finoana.

Fa tsy foana ireo izay nampanantenain' Andriamanitra

Fa Andriamanitra dia tsy nivadika tamin'ny fampanantenany" na "Nitazona ny fampanantenany Andriamanitra"

Fa tsy izay rehetra avy any Isiraely no tena an'Isiraely

Andriamanitra dia tsy nanao ireo fampanantenany ho an'ireo rehetra taranaka ara-nofon'ny isiraely (na Jakoba), fa ho an'ireo taranaka ara-panahiny, izany hoe, ireo izay mino an'i Jesosy.

Na ireo taranak'i Abrahama rehetra no tena zanany

"ary tsy zanak'Andriamanitra satria izy ireo dia taranaky'i Abrahama''