plt_tn/rom/08/26.md

480 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Na dia notsindrian'i Paoly aza fa misy ady ao amin'ireo mpino manoloana ny nofo sy ny fanahy, dia ambarany fa manampy antsika ny Fanahy.

fisentoana tsy hay tenenina

"fitarainana tsy hay tononina"

Izy izay mandinika ny fo

Maneho an'Andriamanitra izany. Eto ny teny hoe "mandinika ny fo" dia midika hoe "mandalina ny eritreritra sy ny fihetseham-po." DH: "Andriamanitra, izay mahalala ireo eritreritsika sy fihetseham-pontsika rehetra"