# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Na dia notsindrian'i Paoly aza fa misy ady ao amin'ireo mpino manoloana ny nofo sy ny fanahy, dia ambarany fa manampy antsika ny Fanahy. # fisentoana tsy hay tenenina "fitarainana tsy hay tononina" # Izy izay mandinika ny fo Maneho an'Andriamanitra izany. Eto ny teny hoe "mandinika ny fo" dia midika hoe "mandalina ny eritreritra sy ny fihetseham-po." DH: "Andriamanitra, izay mahalala ireo eritreritsika sy fihetseham-pontsika rehetra"