plt_tn/rom/08/18.md

946 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Eto amin'ity fizarana izay miafara ao amin'ny 8:23 ity, Paoly dia mampatsiahy amin'ny maha-mpino antsika fa ny tenantsika dia hiova amin'ny fanavotana antsika.

Fa

Io dia fanamafisana "izaho dia mihevitra." Tsy midika izany hoe "satria."

ataoko fa ireo fijaliana amin'izao fotoana izao dia tsy mendrika ampitahaina amin'...

Afaka adika hoe DH: "Tsy afaka mampitaha ny fijaliana amin'izao ankehitriny izao amin'ny ... aho"

ho haseho

Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra dia haneho" na "Andriamanitra dia hampahafantatra"

Fa ny voahary rehetra izay manantena fatratra dia miandry ny

Faritan'i Paoly ho toy ny olona izay miandry zavatra iray fatratra ny zava-drehetra izay noharian'Andriamanitra.

fampisehoana ireo zanak'Andriamanitra

Afaka adika hoe DH: "ny fotoana izay hampisehoan'Andriamanitra ireo zanany"

ireo zanak'Andriamanitra.

Eto izany dia ilazana ireo mpino an'i Jesosy rehetra.