plt_tn/rom/08/18.md

28 lines
946 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Eto amin'ity fizarana izay miafara ao amin'ny 8:23 ity, Paoly dia mampatsiahy amin'ny maha-mpino antsika fa ny tenantsika dia hiova amin'ny fanavotana antsika.
# Fa
Io dia fanamafisana "izaho dia mihevitra." Tsy midika izany hoe "satria."
# ataoko fa ireo fijaliana amin'izao fotoana izao dia tsy mendrika ampitahaina amin'...
Afaka adika hoe DH: "Tsy afaka mampitaha ny fijaliana amin'izao ankehitriny izao amin'ny ... aho"
# ho haseho
Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra dia haneho" na "Andriamanitra dia hampahafantatra"
# Fa ny voahary rehetra izay manantena fatratra dia miandry ny
Faritan'i Paoly ho toy ny olona izay miandry zavatra iray fatratra ny zava-drehetra izay noharian'Andriamanitra.
# fampisehoana ireo zanak'Andriamanitra
Afaka adika hoe DH: "ny fotoana izay hampisehoan'Andriamanitra ireo zanany"
# ireo zanak'Andriamanitra.
Eto izany dia ilazana ireo mpino an'i Jesosy rehetra.