plt_tn/rom/08/16.md

777 B

mpandova an'Andriamanitra

Ataon'i Paoly toy ny hoe mpandova ny fanana sy ny harena avy amin'ny isan'ny fianakaviana ireo kristiana mpino. DH: "isika ihany koa dia handray izay nampanantenan'Andriamanitra antsika indray andro any "

Ary mpiray lova ao amin'i Kristy isika,

Paoly dia miresaka amin'ireo mpino Kristiana ho toy ny mpandova ny fananana sy harena avy amin'ny isan'ny fianakaviana. Andriamanitra dia hanome antsika izay nomeny an'i Kristy. DH: "Isika ihany koa dia handray izay nampanantenan'Andriamanitra antsika ary Kristy miaraka"

isika dia omem-boninahitra miaraka Aminy koa

Hanome voninahitra ireo mpino Kristiana Andriamanitra rehefa manome voninahitra an'i Kristy Izy. Afaka adika hoe DH: "mba hanome voninahitra antsika miaraka Aminy Andriamanitra"