forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
777 B
Markdown
12 lines
777 B
Markdown
|
# mpandova an'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Ataon'i Paoly toy ny hoe mpandova ny fanana sy ny harena avy amin'ny isan'ny fianakaviana ireo kristiana mpino. DH: "isika ihany koa dia handray izay nampanantenan'Andriamanitra antsika indray andro any "
|
||
|
|
||
|
# Ary mpiray lova ao amin'i Kristy isika,
|
||
|
|
||
|
Paoly dia miresaka amin'ireo mpino Kristiana ho toy ny mpandova ny fananana sy harena avy amin'ny isan'ny fianakaviana. Andriamanitra dia hanome antsika izay nomeny an'i Kristy. DH: "Isika ihany koa dia handray izay nampanantenan'Andriamanitra antsika ary Kristy miaraka"
|
||
|
|
||
|
# isika dia omem-boninahitra miaraka Aminy koa
|
||
|
|
||
|
Hanome voninahitra ireo mpino Kristiana Andriamanitra rehefa manome voninahitra an'i Kristy Izy. Afaka adika hoe DH: "mba hanome voninahitra antsika miaraka Aminy Andriamanitra"
|