plt_tn/rom/07/19.md

330 B

tsara

"ireo asa tsara" na "ireo fihetsika tsara"

ratsy

"ireo asa ratsy" na "fihetsika ratsy"

fa kosa ny fahotana izay miaina ato amiko

Miresaka momba ny "fahotana" toy ny hoe velona ary miaina ao anatiny i Paoly.

ny ratsy no ato amiko izao

Miresaka momba ny "ratsy" toy ny hoe velona ary miaina ao anatiny i Paoly.