# tsara "ireo asa tsara" na "ireo fihetsika tsara" # ratsy "ireo asa ratsy" na "fihetsika ratsy" # fa kosa ny fahotana izay miaina ato amiko Miresaka momba ny "fahotana" toy ny hoe velona ary miaina ao anatiny i Paoly. # ny ratsy no ato amiko izao Miresaka momba ny "ratsy" toy ny hoe velona ary miaina ao anatiny i Paoly.