plt_tn/rom/07/17.md

8 lines
228 B
Markdown

# ny fahotana izay miaina ato anatiko
Paoly dia mamaritra ny fahotana ho toy ny zavatra miaina ka manana hery hisarika azy.
# nofoko
Eto ny teny hoe "nofo" dia ilazana ny toetra maha-mpanota. DH: "ny toetra maha-mpanota ahy"