plt_tn/rom/07/17.md

228 B

ny fahotana izay miaina ato anatiko

Paoly dia mamaritra ny fahotana ho toy ny zavatra miaina ka manana hery hisarika azy.

nofoko

Eto ny teny hoe "nofo" dia ilazana ny toetra maha-mpanota. DH: "ny toetra maha-mpanota ahy"