plt_tn/rom/07/15.md

764 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia miresaka momba ny ady ao anatiny, izay misy eo amin'ny nofony sy ny làlan'Andriamanitra—eo amin'ny fahotana sy ny tsara.

Fa ny zavatra ataoko, dia tsy tena azoko tsara

Mampiasa teny fanamafisana eto i Paoly. DH: "Tsy azoko antoka hoe nahoana aho no manao ireo zavatra sasany izay ataoko"

izay tiako atao, dia tsy ataoko

Manao filaza masaka indray i Paoly eto mba ho fampisongadinana. DH: "Izaho dia tsy manao izay tiako atao hatrany"

izay halako, dia ataoko

Manao filaza masaka indray i Paoly eto mba ho fampisongadinana. DH: "Ireo zavatra izay fantatro fa tsy tsara no zavatra ataoko matetika"

Fa raha

"Na izany aza"

miray hevitra amin'ny lalàna

''Fantatro fa tsara ny làlan'Andriamanitra''