plt_tn/rom/07/15.md

24 lines
764 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia miresaka momba ny ady ao anatiny, izay misy eo amin'ny nofony sy ny làlan'Andriamanitra—eo amin'ny fahotana sy ny tsara.
# Fa ny zavatra ataoko, dia tsy tena azoko tsara
Mampiasa teny fanamafisana eto i Paoly. DH: "Tsy azoko antoka hoe nahoana aho no manao ireo zavatra sasany izay ataoko"
# izay tiako atao, dia tsy ataoko
Manao filaza masaka indray i Paoly eto mba ho fampisongadinana. DH: "Izaho dia tsy manao izay tiako atao hatrany"
# izay halako, dia ataoko
Manao filaza masaka indray i Paoly eto mba ho fampisongadinana. DH: "Ireo zavatra izay fantatro fa tsy tsara no zavatra ataoko matetika"
# Fa raha
"Na izany aza"
# miray hevitra amin'ny lalàna
''Fantatro fa tsara ny làlan'Andriamanitra''