forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1001 B
Markdown
36 lines
1001 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Miresaka momba ny ady misy ao anatiny i Paoly, izay ady eo amin'ny fahotana ao amin'ny maha-olona azy sy ny lalàn'Andriamanitra ao an-tsainy—ady eo amin'ny fahotana sy ny tsara.
|
|
|
|
# koa
|
|
|
|
Mampiditra loha-hevitra vaovao Paoly.
|
|
|
|
# moa ve nivadika fahafatesana ho ahy izay tsara?
|
|
|
|
Mametraka izany fanontaniana izany i Paoly mba ho fanamafisana.
|
|
|
|
# izay tsara
|
|
|
|
Maneho ny làlan'Andriamanitra io.
|
|
|
|
# nivadika fahafatesana ho ahy
|
|
|
|
"mahatonga ahy ho faty"
|
|
|
|
# Tsy hisy mihitsy anie izany
|
|
|
|
Manome valinteny fandavana mafy ilay fanontaniana fampisainana teo aloha io fomba fiteny io. Mety manana fomba fiteny mitovy amin'izany amin'ny fiteninao izay azonao ampaiasaina eto ianao. DH: "Mazava ho azy fa tsy marina izany!"
|
|
|
|
# fahotana ... nitondra fahafatesana tao amiko
|
|
|
|
Paoly dia mahita ny fahotana ho toy ny hoe olona izay manao hetsika.
|
|
|
|
# nitondra fahafatesana tao amiko
|
|
|
|
"nanasaraka ahy tamin'Andriamanitra"
|
|
|
|
# amin'ny alalan'ny didy
|
|
|
|
"satria tsy nankatoa ny didy aho"
|