plt_tn/rom/07/13.md

1001 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Miresaka momba ny ady misy ao anatiny i Paoly, izay ady eo amin'ny fahotana ao amin'ny maha-olona azy sy ny lalàn'Andriamanitra ao an-tsainy—ady eo amin'ny fahotana sy ny tsara.

koa

Mampiditra loha-hevitra vaovao Paoly.

moa ve nivadika fahafatesana ho ahy izay tsara?

Mametraka izany fanontaniana izany i Paoly mba ho fanamafisana.

izay tsara

Maneho ny làlan'Andriamanitra io.

nivadika fahafatesana ho ahy

"mahatonga ahy ho faty"

Tsy hisy mihitsy anie izany

Manome valinteny fandavana mafy ilay fanontaniana fampisainana teo aloha io fomba fiteny io. Mety manana fomba fiteny mitovy amin'izany amin'ny fiteninao izay azonao ampaiasaina eto ianao. DH: "Mazava ho azy fa tsy marina izany!"

fahotana ... nitondra fahafatesana tao amiko

Paoly dia mahita ny fahotana ho toy ny hoe olona izay manao hetsika.

nitondra fahafatesana tao amiko

"nanasaraka ahy tamin'Andriamanitra"

amin'ny alalan'ny didy

"satria tsy nankatoa ny didy aho"