plt_tn/rom/07/06.md

500 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia mampatsiahy antsika fa Andriamanitra dia tsy manamasina antsika amin'ny lalàna.

nafahana tamin'ny lalàna isika

Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra dia nanafaka antsika tamin'ny lalàna"

isika

Io mpisolo-tena dia manondro an'i Paoly sy ireo mpino.

tamin'ilay namatotra antsika isika

Izany dia maneho ny lalàna. Afaka adika hoe DH: "tamin'ny lalàna izay namatotra antsika"

soratra

Maneho ny lalàn'i Mosesy io. DH: "ny lalàn'i Mosesy"