plt_tn/rom/07/06.md

20 lines
500 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia mampatsiahy antsika fa Andriamanitra dia tsy manamasina antsika amin'ny lalàna.
# nafahana tamin'ny lalàna isika
Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra dia nanafaka antsika tamin'ny lalàna"
# isika
Io mpisolo-tena dia manondro an'i Paoly sy ireo mpino.
# tamin'ilay namatotra antsika isika
Izany dia maneho ny lalàna. Afaka adika hoe DH: "tamin'ny lalàna izay namatotra antsika"
# soratra
Maneho ny lalàn'i Mosesy io. DH: "ny lalàn'i Mosesy"