plt_tn/rom/07/04.md

697 B

Noho izany

Io dia miverina mifandray amin'ny 7:1.

ry rahalahiko

Midika hoe namana Kristiana izany, ao anatin'izany na ny lehilahy na ny vehivavy.

dia natao maty tamin'ny lalàna ihany koa ianareo tamin'ny alalan'ny tenan'i Kristy

Afaka adika hoe DH: "Ianareo koa dia maty tamin'ny lalàna rehefa maty teo amin'ny hazo fijaliana tamin'ny alalan'ny Kristy"

mba hafahantsika mamokatra voa ho an'Andriamanitra

Eto ny teny hoe "vokatra" dia sarin-teny ilazana ny asa izay mahafaly an'Andriamanitra. DH: "mba hahafahantsika manao ireo zavatra izay mahafaly an'Andriamanitra"

hamokatra voa ho an'ny fahafatesana.

Eto ny teny hoe "vokatra" dia sarin-teny maneho fiainana feno fahotana.