plt_tn/rom/07/04.md

20 lines
697 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Noho izany
Io dia miverina mifandray amin'ny 7:1.
# ry rahalahiko
Midika hoe namana Kristiana izany, ao anatin'izany na ny lehilahy na ny vehivavy.
# dia natao maty tamin'ny lalàna ihany koa ianareo tamin'ny alalan'ny tenan'i Kristy
Afaka adika hoe DH: "Ianareo koa dia maty tamin'ny lalàna rehefa maty teo amin'ny hazo fijaliana tamin'ny alalan'ny Kristy"
# mba hafahantsika mamokatra voa ho an'Andriamanitra
Eto ny teny hoe "vokatra" dia sarin-teny ilazana ny asa izay mahafaly an'Andriamanitra. DH: "mba hahafahantsika manao ireo zavatra izay mahafaly an'Andriamanitra"
# hamokatra voa ho an'ny fahafatesana.
Eto ny teny hoe "vokatra" dia sarin-teny maneho fiainana feno fahotana.