plt_tn/rom/07/01.md

16 lines
601 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manazava ny fomba hifehezan'ny lalàna ireo izay te hiaina ao ambanin'ny lalàna i Paoly.
# tsy fantarareo, ry rahalahy ... fa ny lalàna dia mibaiko ny olona iray raha mbola velona koa izy?
Mametraka io fanontaniana io i Paoly mba ho fanamafisana. DH: "Fa fantatrareo tokoa fa ny olona dia mila mankatoa ireo lalàna raha mbola velona"
# ry rahalahy
Eto izany dia midika hoe namana Kristiana, ao anatin'izany na ny lehilahy na ny vehivavy.
# fa ny lalàna dia mibaiko ny olona iray raha mbola velona koa izy
Manome ohatra amin'izany i Paoly ao amin'ny 7:2.