plt_tn/rom/07/01.md

601 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manazava ny fomba hifehezan'ny lalàna ireo izay te hiaina ao ambanin'ny lalàna i Paoly.

tsy fantarareo, ry rahalahy ... fa ny lalàna dia mibaiko ny olona iray raha mbola velona koa izy?

Mametraka io fanontaniana io i Paoly mba ho fanamafisana. DH: "Fa fantatrareo tokoa fa ny olona dia mila mankatoa ireo lalàna raha mbola velona"

ry rahalahy

Eto izany dia midika hoe namana Kristiana, ao anatin'izany na ny lehilahy na ny vehivavy.

fa ny lalàna dia mibaiko ny olona iray raha mbola velona koa izy

Manome ohatra amin'izany i Paoly ao amin'ny 7:2.