plt_tn/rom/06/22.md

16 lines
870 B
Markdown

# Fa ankehitriny rehefa nafahana tamin'ny ota ianareo ary tonga mpanompon'Andriamanitra
Afaka adika hoe DH: "Fa ankehitriny rehefa nafahan'i Kristy tamin'ny fahotana ary nakambany tamin'Andriamanitra ianareo"
# Ny vokatra dia ny fiainana
"ary ny vokatry izany rehetra izany dia ho velona mandrakizay miaraka amin'Andriamanitra ianareo"
# Fa ny tambin'ny ota dia fahafatesana
Ny teny hoe "tambin'ny" dia ilazana ny karama omena ny olona noho ny asany. "Fa raha manompo ny fahotana ianareo, dia hahazo fahafatesana ara-panahy ho tambiny" na "Fa raha manohy amin'ny fahotana ianareo, dia hanafay anareo amin'ny fahafatesana ara-panahy Andrinamanitra"
# fa ny fanomezan'Andriamanitra kosa dia ny fiainana mandrakizay ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika.
"fa Andriamanitra dia manome fiainana mandrakizay maimaimpoana ho an'ireo izay an'i Kristy Jesosy Tompontsika"