plt_tn/rom/06/22.md

870 B

Fa ankehitriny rehefa nafahana tamin'ny ota ianareo ary tonga mpanompon'Andriamanitra

Afaka adika hoe DH: "Fa ankehitriny rehefa nafahan'i Kristy tamin'ny fahotana ary nakambany tamin'Andriamanitra ianareo"

Ny vokatra dia ny fiainana

"ary ny vokatry izany rehetra izany dia ho velona mandrakizay miaraka amin'Andriamanitra ianareo"

Fa ny tambin'ny ota dia fahafatesana

Ny teny hoe "tambin'ny" dia ilazana ny karama omena ny olona noho ny asany. "Fa raha manompo ny fahotana ianareo, dia hahazo fahafatesana ara-panahy ho tambiny" na "Fa raha manohy amin'ny fahotana ianareo, dia hanafay anareo amin'ny fahafatesana ara-panahy Andrinamanitra"

fa ny fanomezan'Andriamanitra kosa dia ny fiainana mandrakizay ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika.

"fa Andriamanitra dia manome fiainana mandrakizay maimaimpoana ho an'ireo izay an'i Kristy Jesosy Tompontsika"